Niverina amin’i Madagasikara ny bolongam-bolamena 45 tratra tany Maorisy
Taratry ny fisian’ny firaisankina, firalahiana, fifampitokisana eo amin’ny samy Nosy ao anatin’ny Ranomasimbe Indianina ny famerenan’ny Nosy Maorisy amin’i Madagasikara
Lire la suite