COMMUNIQUE DE PRESSE

Concernant la contestation du projet d’exploitation d’ilménite effectué par la société Base Toliara dans la Région Atsimo Andrefana, un premier dialogue entre l’Etat, représenté par Le Ministre des Mines et des Ressources Stratégiques Fidiniavo RAVOKATRA et les représentants des habitants d’Ankilimalinike et de Benetsy ainsi que ceux des pêcheurs a eu lieu à Ampandrianomby, hier.

La délégation des représentants reçus par le Ministre de tutelle ayant été conduite par le président de l’Association MAZOTO, NOMENJANAHARY RAKOTOVAO Théodore, ce dernier a indiqué que les principales raisons de cette entrevue entre les deux parties c’est de faire entendre aux dirigeants actuels leurs soucis concernant cette exploitation. Pour la première fois depuis la manifestation tenue par ces habitants, seul le régime actuel a réagi. Les représentants revendiquent l’arrêt de l’exploitation de l’ilménite de Base Toliara. Pour le moment, aucune décision n’a encore été adoptée. De son côté, le Ministre de tutelle a martelé que le cas de Base Toliara figure parmi les priorités du pouvoir en place. A cet effet, une descente pour constater de visu les réalités sur terrain s’avère utile. Il a souligné que lors de la prochaine rencontre avec la population, leurs requêtes seront collectées et seront transmises au gouvernement ainsi qu’au Président de la République afin que ces derniers puissent y trouver une solution.

FAMPITAM-BAOVAO

Mahakasika ny olana ateraky ny fitrandrahana fasimainty izay ataon’ny orinasa Base Toliara ao Ranobe, faritra Atsimo Andrefana, dia nisy ny fifampiresahana voalohany teo amin’ny Fanjakana izay nosoloin’ny Minisitry ny Harena An-kibon’ny Tany sy ny Loharanon-karena Stratejika, Fidiniavo RAVOKATRA sy ireo   solontenan’nymponina avy any Ankilimalinike sy Benetsy niaraka tamin’ireo solontenan’ny mpanjono voakasik’izany. Teny amin’ny toeram-piasan’ny Minisitra teny Ampandrianomby no nanatanterahana an’ izany.

 Nanambara ny filohan’ny fikambanana Mazoto, NOMENJANAHARY RAKOTOVAO Théodore fa hitondra fanazavana sy hitaraina ny maharary ny mponina momba io fitrandrahana fasimainty ataon’nyBase Toliara ao Ranobe io amin’ny tompon’andraikitra no anton-dian’izyireo niakatra eto an-drenivohitra.  Efa ela no nisy ny hetsika fanehoan-kevitra nataon’izy ireo, saingy sambany izao no nisy fitondram-panjakana nandray azy ireo.Fanirian’ireto solontenan’ny fokonolona nihaona tamin’ny solontenam-panjakana ireto ny hanajanonana io fitrandrahana fasimainty io, saingy hatreto aloha dia tsy mbola nisy ny hevitra tapaka.Tetsyandanin’izany,  dia nampahafantatra ny Minisitry ny Harena an-kibon’ny Tany sy ny Loharanon-karena Stratejika fa hatao  laharam-pamehana ity raharaha ity. Araka izany dia hisy ny fidinana eny ifotony hijeren’ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministera tompon’andraikitra ny zava-misy .Nambarany fa  hisy ny fihaonana amin’ny vahoaka hanangonana antontan-kevitra mba hanaovany  tatitra eo anivon’ny governemanta sy ny filoham-pirenena avy eo .Ho fantatra aorian’izay ny mety ho vahaolana mahakasika ity raharaha ity .